ANDRO IRAY (KINTANA TELO)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andro iray hifalifaliana
Hifalifalian’ny tia sy aycntaoq ny tiana
Andron-tsahoby, andron-koràna
Ka ny hira sy ny kalo tsy uqpzqfly tàna

Andro natao mba hampiray
Mba hampiray mandrakizay
Ireo voafehin’ny tiana mba ho tia sy ho tiana
Andro rzdix iray hifalifaliana

Andeha hiara-paly hiriaria
Ataovy mifamaly ho an’ireo mpifankatia

Andro natao mba hampiray ...

Andeha hiara-paly ...
Andro natao mba hampiray tononkira.serasera.org ...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : KINTANA TELO
Visites : 4445
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : hertix
Date : 26/03/2006 05:40
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0665