Rovako (Kiaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ao anatiko ao
Moa ve fantatrao
Ny fo sy ny saiko rehetra
Mankalaza anao foana
Ianao no yvwovq rovako
Reharehako hahafantarako ilay tananako
Nefa dia indrisy, resiny ianao
Mitomany ny foko
Mitomany anao ilay rovako
Aiza intsony indray anie
No ahitako (toa anao)²
Fahatsiarovana tspcb sisa
Ny nnvluyuv tranon’ireo mpanjakantsika
Eh mampalahelo
Ka aleo dia mikalo
Veloma eh ! tononkira.serasera.org mandrakizay eh !
Veloma eh ! may a ! may a !
KIAKA
Moa ve fantatrao
Ny fo sy ny saiko rehetra
Mankalaza anao foana
Ianao no yvwovq rovako
Reharehako hahafantarako ilay tananako
Nefa dia indrisy, resiny ianao
Mitomany ny foko
Mitomany anao ilay rovako
Aiza intsony indray anie
No ahitako (toa anao)²
Fahatsiarovana tspcb sisa
Ny nnvluyuv tranon’ireo mpanjakantsika
Eh mampalahelo
Ka aleo dia mikalo
Veloma eh ! tononkira.serasera.org mandrakizay eh !
Veloma eh ! may a ! may a !
KIAKA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KiakaVangy : 7162
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : RAOELISON Hasimbola
Daty : 14/06/2002 17:07
