Rovako (Kiaka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ao anatiko ao
Moa ve fantatrao
Ny fo sy ny saiko tononkira.serasera.org rehetra
Mankalaza anao foana
Ianao no rovako
Reharehako hahafantarako ilay tananako
Nefa dia eszr indrisy, resiny ianao

Mitomany ny foko
Mitomany anao ilay rovako
Aiza intsony indray fngjbfm anie
No ahitako (toa anao)²

Fahatsiarovana sisa
Ny nbytbu tranon’ireo mpanjakantsika
Eh mampalahelo
Ka aleo dia mikalo

Veloma eh ! mandrakizay eh !
Veloma eh ! may a ! may a !

KIAKA

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Kiaka
Visites : 7025
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : RAOELISON Hasimbola
Date : 14/06/2002 17:07
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0282