Ny vola (Kiaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aiza e no ahitako anao
Hatraiza fpqqy ny herinao
Maninona aho no tena resinao
Ka ianao no mibaiko ahy
Hatrizao
Hiezaka aho hanao 'zay azo atao
Hikaroka ny handreseko anao
Toa adinoko ny hirahirako
Ireo namana tsy tsaroako
Noho ianao
Efa ela lpinr no nitadiavako anao
Isan'andro, isan'andro izao
Tsy mba mety daraozm hamela anao
Mino aho fa tsy maintsy ho azoko ianao
K'amin'izay andro 'zay
Dia ho resiko ianao
Hatrany hatrany e e tononkira.serasera.org e
Amin'izao dia azoko ianao
Nefa tsy hitako izay mba vitanao
Toa revirevy sy haingitraingitra
Nefa tsisy hasambarana aminao
Hatraiza fpqqy ny herinao
Maninona aho no tena resinao
Ka ianao no mibaiko ahy
Hatrizao
Hiezaka aho hanao 'zay azo atao
Hikaroka ny handreseko anao
Toa adinoko ny hirahirako
Ireo namana tsy tsaroako
Noho ianao
Efa ela lpinr no nitadiavako anao
Isan'andro, isan'andro izao
Tsy mba mety daraozm hamela anao
Mino aho fa tsy maintsy ho azoko ianao
K'amin'izay andro 'zay
Dia ho resiko ianao
Hatrany hatrany e e tononkira.serasera.org e
Amin'izao dia azoko ianao
Nefa tsy hitako izay mba vitanao
Toa revirevy sy haingitraingitra
Nefa tsisy hasambarana aminao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KiakaVangy : 3177
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lucianahrandriam
Daty : 18/06/2019 12:28
