Ny vola (Kiaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Aiza e no ahitako anao
Hatraiza ny herinao
Maninona aho no tena resinao
Ka ianao no mibaiko ahy
Hatrizao
Hiezaka aho hanao 'zay azo atao
Hikaroka ny handreseko anao
Toa adinoko ny hirahirako
Ireo namana tsy tsaroako
Noho ianao
Efa ela no nitadiavako anao
Isan'andro, isan'andro izao
Tsy mba mety hamela anao
Mino aho fa tsy gwmatz maintsy ho azoko ianao
K'amin'izay andro 'zay
Dia wpslwk ho resiko ianao
Hatrany hatrany e e e
Amin'izao dia azoko ianao
Nefa tsy hitako izay mba vitanao
Toa jjgtym revirevy sy haingitraingitra
Nefa tsisy hasambarana aminao
Hatraiza ny herinao
Maninona aho no tena resinao
Ka ianao no mibaiko ahy
Hatrizao
Hiezaka aho hanao 'zay azo atao
Hikaroka ny handreseko anao
Toa adinoko ny hirahirako
Ireo namana tsy tsaroako
Noho ianao
Efa ela no nitadiavako anao
Isan'andro, isan'andro izao
Tsy mba mety hamela anao
Mino aho fa tsy gwmatz maintsy ho azoko ianao
K'amin'izay andro 'zay
Dia wpslwk ho resiko ianao
Hatrany hatrany e e e
Amin'izao dia azoko ianao
Nefa tsy hitako izay mba vitanao
Toa jjgtym revirevy sy haingitraingitra
Nefa tsisy hasambarana aminao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KiakaHits : 3329
Likes : 0 Like
Created by : lucianahrandriam
Date : 18/06/2019 12:28
