Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mozikan\'i KIAKA (Kiaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hitotorebika indray isika tvtp androany
Samy faly sy maka ho azy
Izay tianao uoqcr tiako
Izay tsy tianao tsy tiako, ôôô ieah!
Faly izahay manatrika eto
Andefa indray izay mba xypxitlr vetsovetso
Atolotra anareo ny hirahiranay
Ny mozika, an\\’i Kiaka
Faly ê! isika rehetra
Falay ê! tsy misy voafetra
Faly ê! isika rehetra
Faly ê! na ny lahy na tononkira.serasera.org ny vavy
Samy faly sy maka ho azy
Izay tianao uoqcr tiako
Izay tsy tianao tsy tiako, ôôô ieah!
Faly izahay manatrika eto
Andefa indray izay mba xypxitlr vetsovetso
Atolotra anareo ny hirahiranay
Ny mozika, an\\’i Kiaka
Faly ê! isika rehetra
Falay ê! tsy misy voafetra
Faly ê! isika rehetra
Faly ê! na ny lahy na tononkira.serasera.org ny vavy
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KiakaHits : 4821
Likes : 0 Like
Created by : Rakotoarimanana Jean Luc Dera
Date : 28/01/2005 08:00
