Mozikan\'i KIAKA (Kiaka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hitotorebika indray isika androany
Samy faly tononkira.serasera.org sy maka ho azy
Izay tianao tiako
Izay tsy tianao tsy tiako, ôôô ieah!
Faly izahay wbdkoslt manatrika eto
Andefa indray izay mba vetsovetso
Atolotra anareo hplcnep ny hirahiranay
Ny mozika, an\\’i Kiaka

Faly ê! isika rehetra
Falay ê! tsy misy voafetra
Faly ê! isika rehetra
Faly ê! na ny lahy na hcjkdey ny vavy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Kiaka
Vangy : 4822
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rakotoarimanana Jean Luc Dera
Daty : 28/01/2005 08:00
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0295