Mipelipelika (Kiaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
bekgfc Mihodinkodina ny fiainana an-tany
Fantatsika ny mahatonga an'izany
Raolombelona voafidy hiasa
Mba hikaroka ny hoaviny
Ny hatanorana anie ka lava indrindra
Misy ny ratsy sy ny tsara indrindra
Toa feno hery feno fakam-panahy
Io tononkira.serasera.org no hitako fa mampijaly ahy
Io no hiainantsika, io no hiainantsika npufywoi hianiantsika tamin'izany
Tanora hatrany hatrany, tanora hatrany hatrany manan-kery manam-po
Fa handresy
Pelipelika etsy manodidina ery
Toa hafaliana foana ny ahy ilwynoa ny fiainako ety
Tanora lalandava sady mahery fo
Velon-kira, mifaly
Tontolo ihany, tontolo ihany

--------
Rohy: