Mipelipelika (Kiaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mihodinkodina ny fiainana an-tany
Fantatsika ny mahatonga an'izany
Raolombelona voafidy tononkira.serasera.org hiasa
Mba hikaroka ny hoaviny
Ny hatanorana anie ka lava indrindra
Misy ny ratsy sy ny tsara indrindra
Toa nylrgrdi feno hery feno fakam-panahy
Io no hitako fa mampijaly ahy
Io no hiainantsika, io no hiainantsika hianiantsika tamin'izany
Tanora hatrany hatrany, tanora hatrany hatrany manan-kery manam-po
Fa handresy
Pelipelika etsy manodidina ery
Toa obek hafaliana foana ny ahy ny fiainako ety
Tanora lalandava sady mahery fo
Velon-kira, mifaly
Tontolo ihany, tontolo uzcgv ihany

--------
Lien: