Fiainako (Kiaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiainako taloha , ankizy aho tamin'izay
Tsaroako avokoa nifamaly ny eqvevtcz tomany
Satria zatovo aho izao
Tsy toy ny taloha
Mandinika izay atao
Izay no mamaky ny loha
Tsy nisy nanahirana ahy
Taloha vnztwzys ny fiainako
Mifamaly ny hafaliana
Tamin' ny Ray sy Reniko
Mifameno ao ny fiainanao
Toy izany koa ny fiainako
Mifamaly ao ny ratsy sy ny soa
F'io vitana io no mitondra
Ny hasambarana..........
Efa matotra cwsx aho izao
Manahy tononkira.serasera.org ny ambarany
Mandinika izay atao
Hitsinjo ny farany
Tsaroako avokoa nifamaly ny eqvevtcz tomany
Satria zatovo aho izao
Tsy toy ny taloha
Mandinika izay atao
Izay no mamaky ny loha
Tsy nisy nanahirana ahy
Taloha vnztwzys ny fiainako
Mifamaly ny hafaliana
Tamin' ny Ray sy Reniko
Mifameno ao ny fiainanao
Toy izany koa ny fiainako
Mifamaly ao ny ratsy sy ny soa
F'io vitana io no mitondra
Ny hasambarana..........
Efa matotra cwsx aho izao
Manahy tononkira.serasera.org ny ambarany
Mandinika izay atao
Hitsinjo ny farany
--------
Rohy:
