Fiainako (Kiaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiainako taloha , ankizy aho tamin'izay
Tsaroako tononkira.serasera.org avokoa nifamaly ny mbyx tomany
Satria zatovo aho izao
Tsy toy ny taloha
Mandinika izay atao
Izay no mamaky ny loha
Tsy nisy nanahirana xlrgdnuq ahy
Taloha ny fiainako
Mifamaly ny xopsrjv hafaliana
Tamin' ny Ray sy Reniko
Mifameno ao ny fiainanao
Toy izany koa ny fiainako
Mifamaly ao ny ratsy sy ny soa
F'io vitana io no mitondra
Ny hasambarana..........
Efa matotra aho izao
Manahy ny ambarany
Mandinika izay atao
Hitsinjo ny farany
Tsaroako tononkira.serasera.org avokoa nifamaly ny mbyx tomany
Satria zatovo aho izao
Tsy toy ny taloha
Mandinika izay atao
Izay no mamaky ny loha
Tsy nisy nanahirana xlrgdnuq ahy
Taloha ny fiainako
Mifamaly ny xopsrjv hafaliana
Tamin' ny Ray sy Reniko
Mifameno ao ny fiainanao
Toy izany koa ny fiainako
Mifamaly ao ny ratsy sy ny soa
F'io vitana io no mitondra
Ny hasambarana..........
Efa matotra aho izao
Manahy ny ambarany
Mandinika izay atao
Hitsinjo ny farany
--------
Link:
