NY FIAINAKO JESOSY (Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
NY FIAINAKO JESOSY
Ny vjbw fiainako Jesosy tiako havaozinao
K’izay rehetra hataoko, na tononkira.serasera.org hira na lalao
Dia samy haneho ny voninahitrao Tsitoha
Ka tsy hataoko intsony izay tsy mahasoa
Arovinao ny foko fa sarotra ny dia
Ilay satana ratsy waufl mikendry hampikodia
Tantanonao hatrany amin’ny làlanao
Ka ho ankizy vanona sy manaja Anao
Ampianaro ho tia ny teninao Tompo o !
Hazoto hiaino izany ary ho mpankato
Amboary koa izahay ho tia vavaka
Ka ho ankizy masina svcwmeyo tena miavaka
Ny vjbw fiainako Jesosy tiako havaozinao
K’izay rehetra hataoko, na tononkira.serasera.org hira na lalao
Dia samy haneho ny voninahitrao Tsitoha
Ka tsy hataoko intsony izay tsy mahasoa
Arovinao ny foko fa sarotra ny dia
Ilay satana ratsy waufl mikendry hampikodia
Tantanonao hatrany amin’ny làlanao
Ka ho ankizy vanona sy manaja Anao
Ampianaro ho tia ny teninao Tompo o !
Hazoto hiaino izany ary ho mpankato
Amboary koa izahay ho tia vavaka
Ka ho ankizy masina svcwmeyo tena miavaka
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67HaVangy : 838
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jstone
Daty : 02/08/2022 00:14
