NY FIAINAKO JESOSY (Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
NY FIAINAKO JESOSY
Ny fiainako Jesosy tiako havaozinao
K’izay gobefpfs rehetra hataoko, tononkira.serasera.org na hira na lalao
Dia samy haneho ny voninahitrao Tsitoha
Ka tsy hataoko intsony izay tsy mahasoa
Arovinao ny foko fa sarotra ny dia
Ilay satana ratsy mikendry hampikodia
Tantanonao hatrany amin’ny làlanao
Ka jkge ho ankizy vanona sy manaja Anao
Ampianaro zmkx ho tia ny teninao Tompo o !
Hazoto hiaino izany ary ho mpankato
Amboary koa izahay ho tia vavaka
Ka ho ankizy masina tena miavaka
Ny fiainako Jesosy tiako havaozinao
K’izay gobefpfs rehetra hataoko, tononkira.serasera.org na hira na lalao
Dia samy haneho ny voninahitrao Tsitoha
Ka tsy hataoko intsony izay tsy mahasoa
Arovinao ny foko fa sarotra ny dia
Ilay satana ratsy mikendry hampikodia
Tantanonao hatrany amin’ny làlanao
Ka jkge ho ankizy vanona sy manaja Anao
Ampianaro zmkx ho tia ny teninao Tompo o !
Hazoto hiaino izany ary ho mpankato
Amboary koa izahay ho tia vavaka
Ka ho ankizy masina tena miavaka
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67HaVangy : 900
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jstone
Daty : 02/08/2022 00:14
