NY FIAINAKO JESOSY (Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
NY tononkira.serasera.org FIAINAKO JESOSY

Ny fiainako Jesosy tiako havaozinao
K’izay rehetra hataoko, na hira na lalao
Dia samy haneho ny voninahitrao blrm Tsitoha
Ka tsy hataoko intsony izay tsy mahasoa

Arovinao ny foko fa sarotra ny dia
Ilay satana ratsy mikendry hampikodia
Tantanonao jchhwk hatrany amin’ny làlanao
Ka ho ankizy vanona sy manaja Anao

Ampianaro ho tia ny teninao Tompo o !
Hazoto hiaino izany ary ho mpankato
Amboary koa izahay ho tia vavaka
Ka ho ankizy masina tena gtofrxxh miavaka

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha
Hits : 839
Likes : 0 Like
Created by : Jstone
Date : 02/08/2022 00:14
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0321