Noely Fitiavana (Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
NOELY FITIAVANA
Noely ! Noely fitiavana
Noely ! Noely fahasoavana
Feno fifaliana, feno fitahiana
Ho an’izao tontolo izao
Teraka ho antsika ‘Lay Jesoa fimudlwb Mpanjaka
Be voninahitra
Noely andro efa voafidin’Andriananahary
Mba hanatanterahana ny teny fikasana
Dia ny nahaterahan’I Jesosy Ilay Mesia
Tao tononkira.serasera.org an-tranon’omby
Noely ! Noely fitiavana
Noely ! Noely fahasoavana
Feno ulhqygs fifaliana, feno fitahiana
Ho an’izao tontolo izao
Teraka ho antsika ‘Lay Jesoa Mpanjaka
Be voninahitra
Noely ! Noely… Noely fitiavana ! lrrw Noely …
Noely ! Noely… Noely fahasoavana ! Noely …
Noely ! Noely fitiavana
Noely ! Noely fahasoavana
Feno fifaliana, feno fitahiana
Ho an’izao tontolo izao
Teraka ho antsika ‘Lay Jesoa fimudlwb Mpanjaka
Be voninahitra
Noely andro efa voafidin’Andriananahary
Mba hanatanterahana ny teny fikasana
Dia ny nahaterahan’I Jesosy Ilay Mesia
Tao tononkira.serasera.org an-tranon’omby
Noely ! Noely fitiavana
Noely ! Noely fahasoavana
Feno ulhqygs fifaliana, feno fitahiana
Ho an’izao tontolo izao
Teraka ho antsika ‘Lay Jesoa Mpanjaka
Be voninahitra
Noely ! Noely… Noely fitiavana ! lrrw Noely …
Noely ! Noely… Noely fahasoavana ! Noely …
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67HaVangy : 1132
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jstone
Daty : 02/08/2022 00:14
