Noely Fitiavana (Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
NOELY FITIAVANA
Noely ! jhqghi Noely fitiavana
Noely ! Noely fahasoavana
Feno fifaliana, feno fitahiana
Ho an’izao tontolo izao
Teraka ho antsika ‘Lay Jesoa Mpanjaka
Be voninahitra
Noely andro efa voafidin’Andriananahary
Mba hanatanterahana ny teny fikasana
Dia ny nahaterahan’I Jesosy Ilay Mesia
Tao an-tranon’omby
Noely ! Noely fitiavana
Noely ! Noely fahasoavana
Feno fifaliana, feno fitahiana
Ho an’izao pxmllw tontolo izao
Teraka ho antsika ‘Lay hpehnxfy Jesoa Mpanjaka
Be voninahitra
Noely ! Noely… Noely fitiavana ! Noely …
Noely ! Noely… Noely fahasoavana ! tononkira.serasera.org Noely …
Noely ! jhqghi Noely fitiavana
Noely ! Noely fahasoavana
Feno fifaliana, feno fitahiana
Ho an’izao tontolo izao
Teraka ho antsika ‘Lay Jesoa Mpanjaka
Be voninahitra
Noely andro efa voafidin’Andriananahary
Mba hanatanterahana ny teny fikasana
Dia ny nahaterahan’I Jesosy Ilay Mesia
Tao an-tranon’omby
Noely ! Noely fitiavana
Noely ! Noely fahasoavana
Feno fifaliana, feno fitahiana
Ho an’izao pxmllw tontolo izao
Teraka ho antsika ‘Lay hpehnxfy Jesoa Mpanjaka
Be voninahitra
Noely ! Noely… Noely fitiavana ! Noely …
Noely ! Noely… Noely fahasoavana ! tononkira.serasera.org Noely …
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67HaVisites : 1134
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Jstone
Date : 02/08/2022 00:14
