Noely Fitiavana (Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
NOELY FITIAVANA

Noely ! Noely fitiavana
Noely ! Noely fahasoavana
Feno fifaliana, feno fitahiana
Ho an’izao tontolo izao
Teraka ho antsika ‘Lay Jesoa Mpanjaka
Be voninahitra

Noely andro efa voafidin’Andriananahary
Mba hanatanterahana ny teny fikasana
Dia ny nahaterahan’I Jesosy Ilay Mesia
Tao an-tranon’omby

Noely ! Noely fitiavana
Noely ! Noely fahasoavana
Feno fifaliana, feno fitahiana
Ho an’izao tontolo izao
Teraka ho antsika ‘Lay Jesoa Mpanjaka
Be voninahitra

Noely ! Noely… Noely fitiavana ! Noely …
Noely ! Noely… Noely fahasoavana ! Noely …
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha
Hits : 433
Likes : 0 Like
Created by : Jstone
Date : 02/08/2022 00:14
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0719