NOELIM-PAMONJENA (Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
NOELIM-PAMONJENAAnkalazaina anio,
Ilay andro nahaterahan’I Jesosy
Ilay teny fikasana izay nomen’ny Ray
Teraka ilay Mpamonjinao
Oh ry namako ! aza kivy !
Raha misy mampahory mahazo ety
Jesosy Irery ihany, no Ilay Famonjena
Noelim-pamonjena ho ahy sy ho anao
‘Zao Noely izao ! famonjena ho ahy sy ho anao !
‘Zao Noely izao ! fitiavan’I Jesosy
Koa raiso izao Jesosy Kristy
Noelim-pamonjena antsika ety !
Nanaiky Jesosy nidina tety,
Tonga mba ho ahy sy ho anao
Mpanota saiky very ka efa niery
Noelim-pamonjena ho doria !
A/C : RAKOTONDRAMANANA Noelson
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67HaVangy : 449
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jstone
Daty : 02/08/2022 00:13