NOELIM-PAMONJENA (Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
NOELIM-PAMONJENA

Ankalazaina anio,
Ilay tononkira.serasera.org andro nahaterahan’I Jesosy
Ilay teny fikasana gctejn izay nomen’ny Ray
Teraka ilay ivvqyadm Mpamonjinao

Oh ry namako ! aza kivy !
Raha misy mampahory mahazo ety
Jesosy Irery ihany, no Ilay Famonjena
Noelim-pamonjena ho ahy sy ho anao

‘Zao Noely izao ! famonjena ho ahy sy ho anao !
‘Zao Noely izao ! fitiavan’I Jesosy
Koa raiso izao Jesosy Kristy
Noelim-pamonjena antsika ety !

Nanaiky Jesosy nidina tety,
Tonga mba ho ahy sy ho anao
Mpanota saiky ybifvi very ka efa niery
Noelim-pamonjena ho doria !


A/C : RAKOTONDRAMANANA Noelson

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha
Hits : 972
Likes : 0 Like
Created by : Jstone
Date : 02/08/2022 00:13
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1284