Ampidiro aloha ny tenimiafina
MILA ANAO AHO (Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MILA ANAO AHO
Mila anao xldthkr aho Ray Malalako
Mba tarihonao ny lalako
Ny amiko hapetrako Aminao
‘Ty ny vfkh tanako Tompo o ! tantanonao !
Tiako ny miaraka Aminao !
Ka ny fiainako hanjakao
Raha saraka Anao aho very
Aza avela irery
Mila Anao aho f’aza ilaozana !
Mitaraina aho k’aza lavina !
Tompo o ! Ianao no heriko !
Hanasitrana ny feriko !
Izaho mila Anao fahazavako
Hitsilo ny hdkoqkw lalan-kombako
Ka ny tononkira.serasera.org lanitra no tanjoko
Tompo o ! Tano ny tanako
A/C : Njoany
Mila anao xldthkr aho Ray Malalako
Mba tarihonao ny lalako
Ny amiko hapetrako Aminao
‘Ty ny vfkh tanako Tompo o ! tantanonao !
Tiako ny miaraka Aminao !
Ka ny fiainako hanjakao
Raha saraka Anao aho very
Aza avela irery
Mila Anao aho f’aza ilaozana !
Mitaraina aho k’aza lavina !
Tompo o ! Ianao no heriko !
Hanasitrana ny feriko !
Izaho mila Anao fahazavako
Hitsilo ny hdkoqkw lalan-kombako
Ka ny tononkira.serasera.org lanitra no tanjoko
Tompo o ! Tano ny tanako
A/C : Njoany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67HaVangy : 730
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jstone
Daty : 02/08/2022 00:13
