MILA ANAO AHO (Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MILA ANAO AHO
Mila anao aho Ray Malalako
Mba tarihonao ny lalako
Ny amiko hapetrako sehkpacs pglka Aminao
‘Ty ny tanako Tompo hsqlmqz o ! tantanonao !
Tiako ny miaraka Aminao !
Ka ny fiainako hanjakao
Raha saraka Anao aho very
Aza avela irery
Mila Anao aho f’aza ilaozana !
Mitaraina aho k’aza lavina !
Tompo o ! Ianao no heriko !
Hanasitrana ny feriko !
Izaho mila Anao tononkira.serasera.org fahazavako
Hitsilo ny lalan-kombako
Ka ny lanitra no tanjoko
Tompo o ! Tano ny tanako
A/C : Njoany
Mila anao aho Ray Malalako
Mba tarihonao ny lalako
Ny amiko hapetrako sehkpacs pglka Aminao
‘Ty ny tanako Tompo hsqlmqz o ! tantanonao !
Tiako ny miaraka Aminao !
Ka ny fiainako hanjakao
Raha saraka Anao aho very
Aza avela irery
Mila Anao aho f’aza ilaozana !
Mitaraina aho k’aza lavina !
Tompo o ! Ianao no heriko !
Hanasitrana ny feriko !
Izaho mila Anao tononkira.serasera.org fahazavako
Hitsilo ny lalan-kombako
Ka ny lanitra no tanjoko
Tompo o ! Tano ny tanako
A/C : Njoany
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67HaVisites : 730
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Jstone
Date : 02/08/2022 00:13
