JESOSY Ô! ATOLOTRO ANAO (Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
JESOSY O ! ATOLOTRO ANAO

Tompo ! tsy takatry ny saiko heverina
Ny herinao sy ny fitiavanao ahy
Aroko amin’izay hatao,
Heriko manohana isanandro
Tokiko, Mpamonjy sady Zokiko

  Jesosy o ! Atolotro Anao
  Inty ny foko mba raiso ary tononkira.serasera.org koa mba hanjakao
  Diovy re ! mba ho tempolinao
Hitoeran’ny  Fanahinao
Ka fikiro tsy mba hiala
Aminao dxult Jesosy Malala o !


   xpynb   A/C : Njoany
             tyieumii      ©

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha
Vangy : 518
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jstone
Daty : 02/08/2022 00:13
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0375