JESOSY Ô! ATOLOTRO ANAO (Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
JESOSY O ! ATOLOTRO ANAO
Tompo ! tsy takatry ny saiko heverina
Ny herinao oslu sy ny fitiavanao ahy
Aroko amin’izay hatao,
Heriko manohana isanandro
Tokiko, Mpamonjy sady Zokiko
ceklsyn Jesosy o ! Atolotro Anao
Inty ny foko mba raiso ary koa mba hanjakao
Diovy re ! mba ho tempolinao
Hitoeran’ny vpblmls Fanahinao
Ka fikiro tsy mba hiala
Aminao Jesosy Malala o !
tononkira.serasera.org A/C : Njoany
©
Tompo ! tsy takatry ny saiko heverina
Ny herinao oslu sy ny fitiavanao ahy
Aroko amin’izay hatao,
Heriko manohana isanandro
Tokiko, Mpamonjy sady Zokiko
ceklsyn Jesosy o ! Atolotro Anao
Inty ny foko mba raiso ary koa mba hanjakao
Diovy re ! mba ho tempolinao
Hitoeran’ny vpblmls Fanahinao
Ka fikiro tsy mba hiala
Aminao Jesosy Malala o !
tononkira.serasera.org A/C : Njoany
©
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67HaVisites : 517
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Jstone
Date : 02/08/2022 00:13
