FITIAVANA (Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FITIAVANA
Ry Tompoko, Andriamanitro
Fitiavana tsy miova Ianao
N’aiza aleha, n’inona hatao
Tsy irery evvzgvew anie ny miaraka Aminao
Jesosy o ! Mpanavotra anay
Ny momba anay tsy miafina Aminao
Foinao ny ainao nisolo heloka ahy
Ny ranao latsaka Fitia natolotrao
Fitiavana tsy ho levona
No hanorenanay ny fiainanay
Ho fananana anay Jesosy o !
Fanahy rgzwc o ! mitaria anay
Hanavao anay, anio rahatrizay
Ny fo, plxwoepm fanahy, Tompo o hanjakao
Ho fonenanao, hanoa ny sitrakao
A/C : Past RANDRIANANTOANDRO Léon tononkira.serasera.org Fidèle
©Kanton’ny Fanantenana
Ry Tompoko, Andriamanitro
Fitiavana tsy miova Ianao
N’aiza aleha, n’inona hatao
Tsy irery evvzgvew anie ny miaraka Aminao
Jesosy o ! Mpanavotra anay
Ny momba anay tsy miafina Aminao
Foinao ny ainao nisolo heloka ahy
Ny ranao latsaka Fitia natolotrao
Fitiavana tsy ho levona
No hanorenanay ny fiainanay
Ho fananana anay Jesosy o !
Fanahy rgzwc o ! mitaria anay
Hanavao anay, anio rahatrizay
Ny fo, plxwoepm fanahy, Tompo o hanjakao
Ho fonenanao, hanoa ny sitrakao
A/C : Past RANDRIANANTOANDRO Léon tononkira.serasera.org Fidèle
©Kanton’ny Fanantenana
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67HaHits : 887
Likes : 0 Like
Created by : Jstone
Date : 02/08/2022 00:13
