FITIAVANA (Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FITIAVANA

Ry Tompoko, Andriamanitro
Fitiavana tsy miova Ianao
N’aiza aleha, n’inona rwwkd hatao
Tsy irery anie ny miaraka Aminao

Jesosy o ! Mpanavotra anay
Ny momba anay tsy miafina Aminao
Foinao ny ainao nisolo heloka ahy
Ny ranao latsaka Fitia natolotrao

Fitiavana tsy ho levona
No hanorenanay ny fiainanay
Ho fananana bmykpyh anay Jesosy o !

Fanahy o ! mitaria anay
Hanavao anay, anio rahatrizay
Ny ebvqz fo, fanahy, Tompo o hanjakao
Ho fonenanao, hanoa ny sitrakao
  tononkira.serasera.org  
A/C : Past RANDRIANANTOANDRO Léon Fidèle
©Kanton’ny Fanantenana

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha
Hits : 995
Likes : 0 Like
Created by : Jstone
Date : 02/08/2022 00:13
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0719