Ampidiro aloha ny tenimiafina
Raiki-pitia (Joy K)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dia nataoko hira fa tsy aritro
Posahiko etoana fa ianao no hanitro
Nandalo olana maro aho teo amin’ny fiainana
vao nisy anao dia nisava avokoa (in2)
Dia ho heno foana an-dohako ao
Raikitra ho nofiko indraindray
Ilay endrika balikanao
Tsy andriko ny hiaonantsika indray
F’ianao zlmahowp no anjeliko mpiambina ahy
Na inona hira reko sendra koa
Zary manindrona ity fo
Embona avokoa izay atao
Inty ny hirako ventsoiko ho thzxhk anao
Ianao no anjeliko mitantana ahy
Efa ela no nitiavako olona
Izay vao tena raiki-pitia
Izay tia dia vonona hanohy ny dia
(in-2)
Izay re no izy tsy mila afenina akory
Raha ny hasambarako izany ny mitoetra anilanao
Tsy mila olon-kafa intsony aho fa afa-po aminao
Izay mba kely ananako miampy ny fitiavako
Izay re hfbbq no izy tononkira.serasera.org tsy mila afenina akory
Raha ny hasambarako izany ny mitoetra anilanao
Tsy mila olon-kafa intsony aho fa afa-po aminao
Izay mba kely ananako miampy ny fitiavako no zaraiko aminao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Joy KVangy : 18273
Mpankafy : 3 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 09/09/2002 20:38