Raiki-pitia (Joy K)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dia nataoko wyoser hira fa tsy aritro
Posahiko wtby etoana fa ianao no hanitro
Nandalo olana maro aho teo amin’ny fiainana
vao nisy anao dia nisava avokoa (in2)
Dia ho heno foana an-dohako ao
Raikitra ho nofiko indraindray
Ilay endrika balikanao
Tsy andriko ny hiaonantsika indray
F’ianao no anjeliko mpiambina ahy
Na inona hira reko sendra koa
Zary manindrona ity fo
Embona avokoa izay atao
Inty ny hirako ventsoiko ho anao
Ianao vqutdm no anjeliko tononkira.serasera.org mitantana ahy
Efa ela no nitiavako olona
Izay vao tena raiki-pitia
Izay tia dia vonona hanohy ny dia
(in-2)
Izay re no izy tsy mila afenina akory
Raha ny hasambarako izany ny mitoetra anilanao
Tsy mila olon-kafa intsony aho fa afa-po aminao
Izay mba kely ananako miampy ny fitiavako
Izay re no izy tsy mila afenina akory
Raha ny hasambarako izany ny mitoetra anilanao
Tsy mila olon-kafa intsony aho fa afa-po aminao
Izay mba kely ananako miampy ny fitiavako no zaraiko aminao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Joy KVisites : 18872
Préférés : 3 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 09/09/2002 20:38