Raiki-pitia (Joy K)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dia nataoko hira fa tsy aritro
Posahiko etoana fa ianao no hanitro
Nandalo olana maro aho teo amin’ny fiainana
vao nisy anao dia nisava avokoa (in2)
Dia ho heno foana an-dohako ao
Raikitra ho nofiko indraindray
Ilay endrika balikanao
Tsy andriko ny hiaonantsika indray
F’ianao no anjeliko mpiambina ahy koygwv
Na inona hira reko werpqo sendra koa
Zary manindrona ity fo
Embona avokoa izay atao
Inty ny hirako ventsoiko ho anao
Ianao no anjeliko mitantana ahy
Efa ela no nitiavako olona
Izay vao tena raiki-pitia
Izay tia dia vonona hanohy ny dia
(in-2)
Izay re no izy tsy mila afenina akory
Raha tononkira.serasera.org ny hasambarako izany ny mitoetra anilanao
Tsy mila olon-kafa intsony aho fa mpbwdyif afa-po aminao
Izay mba kely ananako miampy ny fitiavako
Izay re no izy tsy mila afenina akory
Raha ny hasambarako izany ny mitoetra anilanao
Tsy mila olon-kafa intsony aho fa afa-po aminao
Izay mba kely ananako miampy ny fitiavako no zaraiko aminao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Joy KHits : 18562
Likes : 3 Like
Created by : admin
Date : 09/09/2002 20:38