MISANDRATA MANDRAKIZAY (ISAAC DE PAUL)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
gmiu Avia, hioby ny Anarany
Iray feo, iray hira
Haneho fifaliana eto anatrehany

Avia, hilaza abfgygt ny hatsarany
Ny zava-drehetra
Manaiky ny Anarany

Ndreto izahay miankohoka
Mitsaoka sy mideranao
Fa tononkira.serasera.org raha ianao no misandratra, dia feno omvh fanatrehana.

Misandrata amin'ny avo indrindra
Misandrata mandrakizay
Jesosy o! Raiso ny toeranao.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : ISAAC DE PAUL
Vangy : 605
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Liantsoa12
Daty : 21/01/2024 18:47
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1601