MISANDRATA MANDRAKIZAY (ISAAC DE PAUL)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Avia, hioby ny Anarany
Iray feo, iray hira
Haneho fifaliana eto anatrehany
Avia, hilaza ny hatsarany
Ny zava-drehetra
Manaiky ny Anarany
Ndreto izahay miankohoka
Mitsaoka sy mideranao
Fa raha lqpqbc ianao no tononkira.serasera.org misandratra, dia feno fanatrehana.
Misandrata amin'ny avo indrindra
Misandrata mandrakizay
Jesosy snhxcgru o! Raiso ny ovkdkto toeranao.
Iray feo, iray hira
Haneho fifaliana eto anatrehany
Avia, hilaza ny hatsarany
Ny zava-drehetra
Manaiky ny Anarany
Ndreto izahay miankohoka
Mitsaoka sy mideranao
Fa raha lqpqbc ianao no tononkira.serasera.org misandratra, dia feno fanatrehana.
Misandrata amin'ny avo indrindra
Misandrata mandrakizay
Jesosy snhxcgru o! Raiso ny ovkdkto toeranao.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ISAAC DE PAULHits : 565
Likes : 0 Like
Created by : Liantsoa12
Date : 21/01/2024 18:47
