SALAMO 23 (ISAAC DE PAUL)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jehovah no mpiandry ahy Tsy hanan-java-mahory aho
Mampandry amin'ny ahi-maitso e!
Amoron'ny ranovelona
Mamelombelona ny fanahiko Izy
Mitarika ahy amin'ny lalan'ny fahamarinana e!
Ref:
Mahatoky aho e!
Mahatoky an'i Jesosy e!
Mahatoky aho e!
Tsy hamela ahy irery.
Mamelatra , latabatra eo imason'ny fahafavoloko
Manosotra diliolo ny lohako ianao
Na mamaky lohasaha alokin'ny fahafatesana
Tsy hatahotra ny loza
Raha Ianao no amiko!
Bridge:
'ZAHO MAHATOKY AN'I JESOSY E!
100%
'ZAHO TSY HIALA AMIN'NY JESOSY E!
MANDRAKIZAY E!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ISAAC DE PAULVangy : 237
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Liantsoa12
Daty : 21/01/2024 17:46