HITSENAN'I JESOSY (ISAAC DE PAUL)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I
Tokana ny fikasantsika rqkskc raha hiala amin'ity tany ity
Jerosalema vaovao
Efa miandry uiigueo erÿ
Tanàna lehibe
Tanàna ngeza be
Tanàna mahafa-po
Tanàna tsy mety lò
Ref:
Raha te hanana fiainana, tsy maintsy miady
Raha te hanana fiainana, tsy maintsy miaritra fahoriana
Raha te hanana fiainana, tsy maintsy upowaj mitondra ny hazofijaliana
Isika tsy maintsy mandresy ny asan'ny tononkira.serasera.org devoly
Isika mpanompon'ny Tompo tsy maintsy mitory
Ka na ho vy na ho vato , ny asan'ny satana
Tandremo aza kivy , aza ketraka , f'efa nomem-pahefana ianao.
Fa isika rehetra e!
Hitsena an'i Jesosy
Fa isika rehetra e!
Tsy maintsy tafita
Tsy maintsy mpandresy.
II
Isika dia manana tanjona erÿ ambadika erÿ
Noho izany tsy maintsy miezaka hatrany satria,
Ny lanitra sy ny tany dia ho levona
Izay manana an'i Jesosy ihany no ho velona

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ISAAC DE PAULVangy : 663
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Liantsoa12
Daty : 21/01/2024 18:51