HANAMASIN-TENA (ISAAC DE PAUL)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miomana ho xgqdx tononkira.serasera.org amin'ny mandrakizaiko aho
F'efa miandry ahy any ilay toerana
Handao ny etÿ aho, raha tonga ilay fotoana iray
Haneno, ilay trompetra farany
Hanamasin-tena aho
Voatokana ho anao
Hafoiko ireo ratsy fanao
Sy izao tontolo izao
Hitsena an'i Mpamonjy aho
epzxl Hahita an'i Tavany aho
Dia vonona aho, hiakatra pjhvts
Hitsena an'i Mpampakatra
Ho any Aminy aho.
TSY HO ELA INTSONY IZAY ANDRO IZAY
ILAY FIVERENANY INDRAY
HO AVY HANDRAY AHY IZY
HITOETRA EO ANILANY
F'efa miandry ahy any ilay toerana
Handao ny etÿ aho, raha tonga ilay fotoana iray
Haneno, ilay trompetra farany
Hanamasin-tena aho
Voatokana ho anao
Hafoiko ireo ratsy fanao
Sy izao tontolo izao
Hitsena an'i Mpamonjy aho
epzxl Hahita an'i Tavany aho
Dia vonona aho, hiakatra pjhvts
Hitsena an'i Mpampakatra
Ho any Aminy aho.
TSY HO ELA INTSONY IZAY ANDRO IZAY
ILAY FIVERENANY INDRAY
HO AVY HANDRAY AHY IZY
HITOETRA EO ANILANY
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ISAAC DE PAULVisites : 1127
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Liantsoa12
Date : 21/01/2024 17:37
