MISANDRATA MANDRAKIZAY (ISAAC DE PAUL)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Avia, hioby ny Anarany
Iray qrfjpnbj feo, iray hira
Haneho fifaliana eto anatrehany
Avia, fmnizllr hilaza ny hatsarany
Ny zava-drehetra
Manaiky ny Anarany
Ndreto izahay miankohoka
Mitsaoka sy mideranao
Fa raha ianao no misandratra, dia feno fanatrehana.
Misandrata ukjfyzld amin'ny avo indrindra
Misandrata mandrakizay
Jesosy tononkira.serasera.org o! Raiso ny toeranao.
Iray qrfjpnbj feo, iray hira
Haneho fifaliana eto anatrehany
Avia, fmnizllr hilaza ny hatsarany
Ny zava-drehetra
Manaiky ny Anarany
Ndreto izahay miankohoka
Mitsaoka sy mideranao
Fa raha ianao no misandratra, dia feno fanatrehana.
Misandrata ukjfyzld amin'ny avo indrindra
Misandrata mandrakizay
Jesosy tononkira.serasera.org o! Raiso ny toeranao.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ISAAC DE PAULVisites : 563
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Liantsoa12
Date : 21/01/2024 18:47
