MANATRIKA ETO (ISAAC DE PAUL)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref:
Manatrika eto ihxgc Jesosy
Sokafy ny qnwi fonao hidirany.
I
Ny aretinao (sitràny)
Ny ranomaso tononkira.serasera.org (fafany)
Ny fatopatotra (voavaha)
Ny mitanondrika (mitraka)
II
Manafa amin'ny adalana
Mamela ny fahotana
Mizara maimaimpoana ny fanahy masina
Ho an'izay qxmfxmq mazoto mangataka
Manatrika eto ihxgc Jesosy
Sokafy ny qnwi fonao hidirany.
I
Ny aretinao (sitràny)
Ny ranomaso tononkira.serasera.org (fafany)
Ny fatopatotra (voavaha)
Ny mitanondrika (mitraka)
II
Manafa amin'ny adalana
Mamela ny fahotana
Mizara maimaimpoana ny fanahy masina
Ho an'izay qxmfxmq mazoto mangataka
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ISAAC DE PAULHits : 687
Likes : 0 Like
Created by : Liantsoa12
Date : 21/01/2024 17:44
