PASSPORT (ISAAC DE PAUL)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref:
Jereo ny passport.nao oh oh!
Verifeo ny passport.nao oh oh!
Sao dia hosoka cvjgrwat e!
Sao dia efa tsy mandeha e!
Mahavery amin'ny afo be.
I
Misy olo oh! Tsy miertreritra izay hiafarany e!
Misy olo oh! Tsy mba mandinika ny am-parany any
Miliba ihany tononkira.serasera.org ( ×2 )
Magnano la esycg vie hatrany.
II
Ianao izay manam-bola manan-karena miliaridera
Ianao izay manam-bola manan-karena mahatoky teny
Hanao risoriso hahatongavana any
Hagnano politika hahatongavana any
Tsy ho tafiditra any ianao mywwxx ndre hitomany.
Bridge:
Havaozy ny passport hidiranao amin'ny lapa d'or
Havaozy ny passport hahazoanao ny médaille d'or

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ISAAC DE PAULVisites : 738
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Liantsoa12
Date : 21/01/2024 17:35