IANAO NO HERIKO (ISAAC DE PAUL)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao no heriko
Ianao no tanjako
Andrin'ny fiainako tontolo
Ianao no harenako sy fiharenako
Very aho Tompo o,  raha tsisy Anao.

I
Na mandrahon aza, ny mlnvv androko anio
Toa takona ao ambadika ao , io masoandro io.
Tsy ho kivy anefa , ny ao anatiko ao
Hitraka , Tompo o! aiuuemz Fa manana Anao.

II
Na handao ahy aza , izao rehetra izao
Tsy manan-kianteherana aho afa-tsy Ianao
Tsy hitady olon-kafa tononkira.serasera.org intsony aho Tompo o!
Fa tena ampy yyms ahy tanteraka raha Ianao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : ISAAC DE PAUL
Hits : 703
Likes : 0 Like
Created by : Liantsoa12
Date : 21/01/2024 18:44
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0523