IANAO NO HERIKO (ISAAC DE PAUL)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao no heriko
Ianao no tanjako
Andrin'ny fiainako tontolo
Ianao no harenako tononkira.serasera.org sy fiharenako
Very aho Tompo o, zkxq raha tsisy Anao.
I
Na mandrahon aza, eoeox ny androko anio
Toa takona ao ambadika ao , io masoandro io.
Tsy ho kivy anefa , ny ao anatiko ao
Hitraka , Tompo o! Fa manana Anao.
II
Na handao ahy aza , izao rehetra izao
Tsy manan-kianteherana aho afa-tsy Ianao
Tsy hitady olon-kafa fcrvalx intsony aho Tompo o!
Fa tena ampy ahy tanteraka raha Ianao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ISAAC DE PAULVisites : 744
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Liantsoa12
Date : 21/01/2024 18:44