IANAO NO HERIKO (ISAAC DE PAUL)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao no heriko
Ianao no tanjako
Andrin'ny krmdn fiainako tontolo
Ianao no harenako sy fiharenako
Very aho Tompo o, raha tsisy Anao.
I
Na mandrahon aza, ny txexvi androko anio
Toa takona ao ambadika ao , io masoandro io. hhzi
Tsy ho kivy anefa , ny ao anatiko ao
Hitraka , Tompo o! Fa manana Anao.
II
Na handao ahy aza , izao rehetra izao
Tsy manan-kianteherana aho afa-tsy Ianao
Tsy hitady olon-kafa intsony aho Tompo o!
Fa tena ampy ahy tanteraka raha Ianao tononkira.serasera.org

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ISAAC DE PAULHits : 705
Likes : 0 Like
Created by : Liantsoa12
Date : 21/01/2024 18:44