AZA MIOVA (ISAAC DE PAUL)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Farany ry rahalahy , miorena tsara
Farany ry anabavy tononkira.serasera.org , miorena tsara
Aza miova, mahefaha be
Amin'ny asan'i Tompo
Satria fantatsika, fa tsy ho foana tsy akory
Ny fikelezanaina, ao amin'i Tompo
Na dia misy tlyr manenjika aza (tsy ho itarxiqw foana izany)
Na dia misy mandatsa aza (tsy ho foana izany)
Na dia misy maneso aza (tsy ho foana tsy akory izany)
Miandry antsika any an-danitra any
Ny satroboninahitra
Izay omen'i Tompo
Ho an'izay maharitra
Maharitra mandrakizay, amin'ny fanompoana
Maharitra sy mahatoky, amin'ny fanompoana
Maharitra mandrakizay, amin'ny fanompoana cpukzedu ny Tompo
Oooooooooooooooooooooo!!! Mahereza
Mahereza ao amin'i Tompo
Oooooooooooooooooooooo!!! Mifalia
Mifalia ao amin'i Tompo.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ISAAC DE PAULVangy : 712
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Liantsoa12
Daty : 21/01/2024 17:39