AZA MIOVA (ISAAC DE PAUL)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Farany ry rahalahy , miorena tsara
Farany ry anabavy , miorena tsara
Aza miova, mahefaha be
Amin'ny asan'i Tompo
Satria fantatsika, fa yofij tsy zftlijm ho foana tsy akory
Ny fikelezanaina, ao amin'i Tompo
Na tononkira.serasera.org dia misy manenjika lfvlswzn aza (tsy ho foana izany)
Na dia misy mandatsa aza (tsy ho foana izany)
Na dia misy maneso aza (tsy ho foana tsy akory izany)
Miandry antsika any an-danitra any
Ny satroboninahitra
Izay omen'i Tompo
Ho an'izay maharitra
Maharitra mandrakizay, amin'ny fanompoana
Maharitra sy mahatoky, amin'ny fanompoana
Maharitra mandrakizay, amin'ny fanompoana ny Tompo
Oooooooooooooooooooooo!!! Mahereza
Mahereza ao amin'i Tompo
Oooooooooooooooooooooo!!! Mifalia
Mifalia ao amin'i Tompo.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ISAAC DE PAULHits : 648
Likes : 0 Like
Created by : Liantsoa12
Date : 21/01/2024 17:39