Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fahiny (Iraimbilanja)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahatsiaro ny fahiny
Ireo fahazazana tsisy tsiny
Lasana eritreritra aho
Ny ranomasoko mitraho
Ireo lalao rehetra fanao
Tsy azoko intsony atao
Mitamberina ato an-tsaiko
Toy ny zavatra lalaiko
Tsy miala tononkira.serasera.org aqpwtwzc ato an-tsaiko atsf udtowfb ny taloha
Ireo fahazazana tsisy tsiny
Lasana eritreritra aho
Ny ranomasoko mitraho
Ireo lalao rehetra fanao
Tsy azoko intsony atao
Mitamberina ato an-tsaiko
Toy ny zavatra lalaiko
Tsy miala tononkira.serasera.org aqpwtwzc ato an-tsaiko atsf udtowfb ny taloha
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : IraimbilanjaHits : 5786
Likes : 0 Like
Created by : Rakotoarimanana Jean Luc Dera
Date : 09/06/2002 18:51
