Fahazavana (Iraimbilanja)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tao anaty aizim-pito
Tsy supga nahita izay haleha
Fa niandry tononkira.serasera.org hazavana
Ka indro sendra famonjena
O ry kintana eny ambony
Mba tariho re ny lalanay
Ianao no hazavana
Mitaratra sy mitarika anay
Ento ho any izahay
Fa te hahita ilay zazakely
O ry kintan’ny Mpamonjy
Mamiratra, mamiratra aoka izany
O! Fahazavana
Fahazavana ho kgzlj ahy
Fahazavana ho anao
Fahazavana ho mquiu antsika rehetra izao
Tsy supga nahita izay haleha
Fa niandry tononkira.serasera.org hazavana
Ka indro sendra famonjena
O ry kintana eny ambony
Mba tariho re ny lalanay
Ianao no hazavana
Mitaratra sy mitarika anay
Ento ho any izahay
Fa te hahita ilay zazakely
O ry kintan’ny Mpamonjy
Mamiratra, mamiratra aoka izany
O! Fahazavana
Fahazavana ho kgzlj ahy
Fahazavana ho anao
Fahazavana ho mquiu antsika rehetra izao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : IraimbilanjaVangy : 4660
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rakotoarimanana Jeana luc dera
Daty : 06/03/2003 18:25
