Fanati-piderana (HIFAFI (FPVK Androndra Fitiavana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
:,: Voninahitra aman-dera
(Ho de raina Ianao)
No atolotray anao ry Ray
Saotra, haja, hery koa
No asandratray ry Tsitoha :,:
A) Ka indro ary ireto olonao
(Indro hmfhd ary ireto, 'zahay olonao)
Avy mba hanamasina Anao
(Avy hanamasina ny Anaranao)
'Lay Mpahary, Tompo, Avo indrindra
Sady Andriamanitray
B) Ka indro ary ireto olonao
Avy mba hanamasina Anao
evuuytv Ilay Ray, Zanaka, Fanahy
Masina onmye (Masina) Ianao
Lehibe Jehovah koa mendrika ho deraina
Tsy takatry ny saina fa lehibe
Isika taranaka no aoka hanambara ireo asany
A) Ka indro ary tononkira.serasera.org ireto olonao...
B) Ka indro ary ireto olonao...
Ho fanati-piderana Anao
A/C : RAMANGATIANA Manoa Anjavola
(Ho de raina Ianao)
No atolotray anao ry Ray
Saotra, haja, hery koa
No asandratray ry Tsitoha :,:
A) Ka indro ary ireto olonao
(Indro hmfhd ary ireto, 'zahay olonao)
Avy mba hanamasina Anao
(Avy hanamasina ny Anaranao)
'Lay Mpahary, Tompo, Avo indrindra
Sady Andriamanitray
B) Ka indro ary ireto olonao
Avy mba hanamasina Anao
evuuytv Ilay Ray, Zanaka, Fanahy
Masina onmye (Masina) Ianao
Lehibe Jehovah koa mendrika ho deraina
Tsy takatry ny saina fa lehibe
Isika taranaka no aoka hanambara ireo asany
A) Ka indro ary tononkira.serasera.org ireto olonao...
B) Ka indro ary ireto olonao...
Ho fanati-piderana Anao
A/C : RAMANGATIANA Manoa Anjavola
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : HIFAFI (FPVK Androndra Fitiavana)Visites : 235
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : FitiaCatt
Date : 04/02/2026 09:42
