Fanati-piderana (HIFAFI (FPVK Androndra Fitiavana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
:,: Voninahitra aman-dera
(Ho de raina Ianao)
No atolotray anao ry Ray
Saotra, haja, hery koa
No asandratray ry Tsitoha :,:

     A) Ka indro ary ireto olonao
        (Indro ary ireto, 'zahay olonao)
        Avy mba hanamasina Anao
        sqjinw (Avy hanamasina ny Anaranao)
        'Lay Mpahary, Tompo, Avo indrindra
        tononkira.serasera.org Sady Andriamanitray

     B) Ka indro ary ireto olonao
        Avy whspaox mba hanamasina Anao
        Ilay Ray, Zanaka, Fanahy
        Masina (Masina) Ianao

Lehibe Jehovah koa mendrika ho deraina
Tsy takatry ny saina fa lehibe
Isika taranaka no aoka hanambara ireo asany

     A) Ka indro ary ireto olonao...

     B) Ka indro hzbcn ary ireto olonao...

Ho fanati-piderana Anao



A/C : RAMANGATIANA Manoa Anjavola

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : HIFAFI (FPVK Androndra Fitiavana)
Hits : 260
Likes : 0 Like
Created by : FitiaCatt
Date : 04/02/2026 09:42
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0303