Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fahiny (HIFAFI (FPVK Androndra Fitiavana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Fahiny ndray andro izay
Nisy feon'anjely maro yevlsd be
Nihira dtov hoe, nilaza hoe
Tonga ny Mesia mifalia
Tsy tany an-dapasoa
Na toera manan-daza koa
No nahaterahan'Ilay Tompo be fitia
Fa tao an-tranon'omby no terak'i pofllrb Kristy
Noely Noely
Mihoby anao ny anjely
Ny ety an-tany mankalaz'anao ry Noely
Noely Noely
Mihoby anao ny anjely
Anio no andro fanavotana Noely
:,: Tonga ny Krismasy, ry Malagasy
'Zao tontolo izao miara-paly aminao :,:
Miara-paly aminao
Miara-paly aminao
A/C : Naly RAKOTOFIRINGA
Nisy feon'anjely maro yevlsd be
Nihira dtov hoe, nilaza hoe
Tonga ny Mesia mifalia
Tsy tany an-dapasoa
Na toera manan-daza koa
No nahaterahan'Ilay Tompo be fitia
Fa tao an-tranon'omby no terak'i pofllrb Kristy
Noely Noely
Mihoby anao ny anjely
Ny ety an-tany mankalaz'anao ry Noely
Noely Noely
Mihoby anao ny anjely
Anio no andro fanavotana Noely
:,: Tonga ny Krismasy, ry Malagasy
'Zao tontolo izao miara-paly aminao :,:
Miara-paly aminao
Miara-paly aminao
A/C : Naly RAKOTOFIRINGA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : HIFAFI (FPVK Androndra Fitiavana)Vangy : 239
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : FitiaCatt
Daty : 04/02/2026 06:53
