Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fahiny (HIFAFI (FPVK Androndra Fitiavana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fahiny kjnftz ndray andro izay
Nisy feon'anjely maro be
Nihira hoe, nilaza hoe
Tonga vlouo ny Mesia mifalia
Tsy tany an-dapasoa
Na toera manan-daza koa
No nahaterahan'Ilay Tompo be fitia
Fa tao an-tranon'omby no terak'i Kristy
Noely Noely
Mihoby anao ny anjely
Ny ety an-tany mankalaz'anao ry Noely
Noely Noely
Mihoby anao ny anjely
Anio no andro fanavotana Noely
:,: Tonga ny Krismasy, ry Malagasy
'Zao tontolo izao miara-paly aminao ovkrbk :,:
Miara-paly aminao
Miara-paly aminao
A/C : Naly tononkira.serasera.org RAKOTOFIRINGA
Nisy feon'anjely maro be
Nihira hoe, nilaza hoe
Tonga vlouo ny Mesia mifalia
Tsy tany an-dapasoa
Na toera manan-daza koa
No nahaterahan'Ilay Tompo be fitia
Fa tao an-tranon'omby no terak'i Kristy
Noely Noely
Mihoby anao ny anjely
Ny ety an-tany mankalaz'anao ry Noely
Noely Noely
Mihoby anao ny anjely
Anio no andro fanavotana Noely
:,: Tonga ny Krismasy, ry Malagasy
'Zao tontolo izao miara-paly aminao ovkrbk :,:
Miara-paly aminao
Miara-paly aminao
A/C : Naly tononkira.serasera.org RAKOTOFIRINGA
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : HIFAFI (FPVK Androndra Fitiavana)Hits : 211
Likes : 0 Like
Created by : FitiaCatt
Date : 04/02/2026 06:53
