TSY HO AHY IRERY (HERMANN)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ho ahy irery tompo o hfmmf ny fitiavanao
Tsy ho ahy irery tompo o uczlkx ny fahasoavanao
Fa ho an’ny rehetra izay manaiky mankato
Ny fahatsaranao ,sy ny fahalebiazanao

ny famonjena efa natolotrao,
ho an’izao tontolo izao
ny fanvotana qcvmsnqv efa vitanao
misaotra Anao zahay

Nafoinao ny lapanao hanavotra anay
Maty novonoina Ianao noho ny helokay
Nitsangana velona ary tononkira.serasera.org eo ankavan-dray
mifona ho ahy sy ho anao
ho an’izao tontolo izao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : HERMANN
Vangy : 2559
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tianakely
Daty : 02/03/2006 10:50
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0452