Hidera an'I Jehovah (HERMANN)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hidera an’i tononkira.serasera.org apbobwcb Jehovah aho
sy hankalaza ny anarany
Holazaiko maneran-tany
Fa velona Izy
Ambarao amin’ny jentilisa(2)
Fa Jehovah no mendrika hoderaina


haleloia(2fois)
Voninahitra anie no atolotray
haleloia(2)
tsy misy ny toa Anao e

Miderà an’I Jehovah qxxanpt ianao izay navotany
Asandrato ny feonao mba ho azy irery
F’Izy ihany no mpanjaka dgxe
mpanjakan’ny tany
Atolory ho Azy ny saotra
.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : HERMANN
Vangy : 2519
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tianakely
Daty : 02/03/2006 13:03
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0371