TSY HO AHY IRERY (HERMANN)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ho ahy irery tompo o ny fitiavanao
Tsy ho ahy irery tompo o ny fahasoavanao
Fa ho an’ny tononkira.serasera.org rehetra izay manaiky mankato
Ny fahatsaranao ,sy ny fahalebiazanao
ny famonjena efa natolotrao,
ho an’izao tontolo izao
ny izqpfgu fanvotana efa vitanao
misaotra Anao zahay
Nafoinao ny lapanao hanavotra anay
Maty novonoina swxmuua Ianao noho ny helokay
Nitsangana velona ary eo ankavan-dray
mifona ho ahy sy ho anao
ho xpiced an’izao tontolo izao

--------
Link: